Ora nidona (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Taiza enao tamin’ny ora nidona
No izao vao mba tonga vrkaibvo nifona
Zaho aty efa biby
Ity foko efa mihidy
Taiza enao fony aho reraka
No izao qudh vao hibebeka
Izaho tsy Tompo hivavahana
Hizara famelana
Ny akanjo koa heno mazana
ceysqf Misy fofon’olon-kafa
Fandriana koa tsapa mafana
Fa vao eo izy no lasa
No izao vao mba tonga vrkaibvo nifona
Zaho aty efa biby
Ity foko efa mihidy
Taiza enao fony aho reraka
No izao qudh vao hibebeka
Izaho tsy Tompo hivavahana
Hizara famelana
Ny akanjo koa heno mazana
ceysqf Misy fofon’olon-kafa
Fandriana koa tsapa mafana
Fa vao eo izy no lasa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 5016
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 14/11/2005 18:23
