Fo mifampitady (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masoandro mivaliaka ny masonao rwceb mijery
Mangalangalatra ahy
Tsy fantatro izay dikany, fa toa mieriery
Kanefa koa toa sahy

Odiako tsy jerena tononkira.serasera.org odiako hangarihina
Ezahiko adinoina
Fa miherika mankany ny masoko variana
Miandry ny hoantsoina

Dia mifamilafila uxvecanp teo toa ankizy miady
No fijery anay
Kanefa ange ny fonay dia mifampitady
Efa pbpdqx may dia may

Ka nony vetivety voatery nifandao
Ny masony sy ny ahy
Toa banga vetivety izao tontolo izao
Verivery fanahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalie Andriamazava
Visites : 6384
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : HERY
Date : 17/02/2002 07:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292