Fo mifampitady (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masoandro mivaliaka ny masonao mijery
Mangalangalatra ahy
Tsy fantatro izay dikany, fa toa mieriery
Kanefa koa toa sahy

Odiako tsy jerena odiako hangarihina
Ezahiko adinoina
Fa miherika mankany ny masoko variana
Miandry ny hoantsoina

Dia mifamilafila teo toa ankizy eezmudo miady
No fijery anay
Kanefa ange ny fonay dia mifampitady
Efa may dia may

Ka nony vetivety voatery nifandao
Ny tononkira.serasera.org masony sy ny yixqs ahy
Toa banga vetivety izao tontolo izao
Verivery xrgnf fanahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lalie Andriamazava
Hits : 6385
Likes : 1 Like
Created by : HERY
Date : 17/02/2002 07:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296