Noely Sambatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O, Noely sambatra
Fanafahana, fanavotana
Ka mitsangana teo, manandrata feo
Aza mitoreo

'Ndao hiaraka hanandra-peo
Hidera amin'ny feo mahery
Hoe...
Hosana, Haleluia, Amen
Noely sambatra, noelim-pamonjena
Ho ahy sy ho anao

O, Noely sambatra
Fifaliana, fiderana
O, Noely maminay,
Noely tianay
Noely tsy foinay

'Ndao hiaraka hanandra-peo...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Vangy : 124
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 10/01/2024 08:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.193