Noely Sambatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O, Noely sambatra
Fanafahana, zkdi fanavotana
Ka fkjy mitsangana teo, manandrata feo
Aza mitoreo

'Ndao tononkira.serasera.org hiaraka hanandra-peo
Hidera amin'ny feo mahery
Hoe...
Hosana, Haleluia, Amen
Noely sambatra, noelim-pamonjena
Ho ahy sy ho anao

O, Noely sambatra
Fifaliana, fiderana
O, Noely maminay,
Noely tianay
Noely tsy foinay

'Ndao hiaraka hanandra-peo...
qoco

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0942