Mpandresy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato ny hoby, asandrato ny hosana
Fa nandresy Jesosy, tononkira.serasera.org resy ny fasana
Lehilahy mahery Izy e,
Zanak'Andriamanitra
Feno ny lxxiyq fahefana
Be voninahitra
Asandrato.....
Ko mifalia, miravoa
Ankalazao mfpxwy ny Tompo
Fandresena xppb ho anao
Jesosy nitsangana
Mpandresy e, mpandresy e
Mpandresy Jesosintsika e
Mpandesy e, mpandresy e
Velona mandrakizay
Asandrato.....
A/C : Fiononana Christian
Fa nandresy Jesosy, tononkira.serasera.org resy ny fasana
Lehilahy mahery Izy e,
Zanak'Andriamanitra
Feno ny lxxiyq fahefana
Be voninahitra
Asandrato.....
Ko mifalia, miravoa
Ankalazao mfpxwy ny Tompo
Fandresena xppb ho anao
Jesosy nitsangana
Mpandresy e, mpandresy e
Mpandresy Jesosintsika e
Mpandesy e, mpandresy e
Velona mandrakizay
Asandrato.....
A/C : Fiononana Christian
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 446
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 16/11/2024 09:11
