Amorony fo madio (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

Amorony fo madio aho Andriamanitra o
Ka havaozy ny fanahy feno haizina

Indro mivalo aminao
Fa efa nania taminao hatramin'izay
Matsiaro fa meloka ny zanakao
Sao dia tonga ilay fetra hiainako ety
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/ktlm-tsanta-fitoriana-ambohimena/amorony-fo-madio
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Vangy : 127
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0766