Ampaherezonao (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao tontolo izao
No aapxpbpv tononkira.serasera.org hariana ho fiainan-tsambatra
Nefa kosa hakiviana, haratsiana sesilany
No iainana isan’andro
Manolona ny fetr'andro
Handovana ilay paradisa vao
Izahay ry Tomponay arovinao
Ny devoly re mamatotra anay
Ampaherezonao yezdq zahay
Ny sainay hatanja
Ho entinay midera anao Mandrakizay
Izahay Jesosy Tompo
Vonona hanompo Anao
Hatrizay ka ho mandrakizay unxx
No aapxpbpv tononkira.serasera.org hariana ho fiainan-tsambatra
Nefa kosa hakiviana, haratsiana sesilany
No iainana isan’andro
Manolona ny fetr'andro
Handovana ilay paradisa vao
Izahay ry Tomponay arovinao
Ny devoly re mamatotra anay
Ampaherezonao yezdq zahay
Ny sainay hatanja
Ho entinay midera anao Mandrakizay
Izahay Jesosy Tompo
Vonona hanompo Anao
Hatrizay ka ho mandrakizay unxx
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Antsirabe AntampontananaHits : 313
Likes : 0 Like
Created by : Hoby3
Date : 28/11/2025 18:19
