TONGA NOFO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe tokoa Ray ny fitiavanao
Natolotrao ho anay ny zanakao
Ho agglnf famonjena izao rehetra izao
Mba tsy ho very izahay zanakao
Refrain:
Ny fiainana raha tsy misy anao dia tsy mamy
Na aiza no aleha eto an-tany
Fa ao aminao Jesosy irery ihany
No miadana ny fo sy fanahy
Fa tonga nofo qjmqodw Ianao tety an-tany
Efa nolazain’ireo tononkira.serasera.org mpaminany
Ka ny qawwut hira fiderana ho sesilany
Ety an-tany sy an-danitra any
Ry Raiko ô! Tsy mendrika izahay
Mba avelao re ny fahotanay
Malemy sy osa re izahay
Tafio ny herinao mandrakizay
Refrain:
Ny fiainana raha tsy misy anao dia tsy mamy...
Natolotrao ho anay ny zanakao
Ho agglnf famonjena izao rehetra izao
Mba tsy ho very izahay zanakao
Refrain:
Ny fiainana raha tsy misy anao dia tsy mamy
Na aiza no aleha eto an-tany
Fa ao aminao Jesosy irery ihany
No miadana ny fo sy fanahy
Fa tonga nofo qjmqodw Ianao tety an-tany
Efa nolazain’ireo tononkira.serasera.org mpaminany
Ka ny qawwut hira fiderana ho sesilany
Ety an-tany sy an-danitra any
Ry Raiko ô! Tsy mendrika izahay
Mba avelao re ny fahotanay
Malemy sy osa re izahay
Tafio ny herinao mandrakizay
Refrain:
Ny fiainana raha tsy misy anao dia tsy mamy...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 679
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 01/12/2022 13:15
