SAMBATRA AHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vola sy harena dia mandalo ihany
Tsy maharitra fongana sy lany
Ny fiainana an-tany mora lo mora lany
Fa ny lanitra tsy mba toy izany
Fa matoky ny aappjh ho tafita ho arÿ
Ny eo anilanao ry Tompoko no mamiko erÿ
Tsy misy tononkira.serasera.org Tompo toa Anao bqzcdcp mandrakizay doria
Na maro aza ny ota vitanay tety
Mamelà anay ry Tompo tia
Tsy hamerina intsony
Tena lehibe tokoa anie ny fitiavany

Ref: Sambatra symmkr aho, manana Anao
Paradisa vao, lova tsara avy aminao
Fonenako raha miala eto aho
Raiso aho ho Anao, ho Anao mandrakizay

Ôôô......
Misaotra Anao noho ny fitiavanao
Ôôô......
Ny foko ho Anao, ho Anao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.041