Noelin'ny fitiavana (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noelin'ny ckfrtu fitiavana, noelim-pifaliana
Fa teraka ho anao ilay hngtxk Mesia
Hamonjy anao no antony
Fa lehibe ny fitiavany
Ry namako andeha hitsaoka Azy
Lanitra soa no nafoiny, ho fitiavany anao
Hiombonanao lova Aminy
Fiainana mandrakizay
Refrain:
Ho noely, noely, noelin'ny fitiavana
Andeha re hankalaza ilay Jesosy zaza
Fiadanana no atolony
Ooo, ho ahy sy ho anao olony
Tanaty sasak'alina no indro fa niposika
Ilay hazavana soa mamiratra
Ny feon'anjely marobe
Mihira sy mihoby hoe
Mesia no teraka ho antsika
Sokagy anio egjkjmrl ny fona, mba hidirany
Hidiran'ilay Tomponao
Raiso ny fiainambaovao
Refrain:
Ho noely, noely,...
Noely, noely, noelin'ny fitiavana ×2
Andeha re hankalaza ilay Jesosy zaza
Fiadanana no atolony
Ooo ho ahy sy ho anao olony tononkira.serasera.org
Fa teraka ho anao ilay hngtxk Mesia
Hamonjy anao no antony
Fa lehibe ny fitiavany
Ry namako andeha hitsaoka Azy
Lanitra soa no nafoiny, ho fitiavany anao
Hiombonanao lova Aminy
Fiainana mandrakizay
Refrain:
Ho noely, noely, noelin'ny fitiavana
Andeha re hankalaza ilay Jesosy zaza
Fiadanana no atolony
Ooo, ho ahy sy ho anao olony
Tanaty sasak'alina no indro fa niposika
Ilay hazavana soa mamiratra
Ny feon'anjely marobe
Mihira sy mihoby hoe
Mesia no teraka ho antsika
Sokagy anio egjkjmrl ny fona, mba hidirany
Hidiran'ilay Tomponao
Raiso ny fiainambaovao
Refrain:
Ho noely, noely,...
Noely, noely, noelin'ny fitiavana ×2
Andeha re hankalaza ilay Jesosy zaza
Fiadanana no atolony
Ooo ho ahy sy ho anao olony tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 540
Likes : 0 Like
Created by : Alisoanarianja
Date : 17/11/2023 08:06
