Noelin'ny fitiavana (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noelin'ny fitiavana, noelim-pifaliana
Fa teraka ho anao ilay Mesia
Hamonjy anao no antony
Fa lehibe ny fitiavany
Ry namako andeha hitsaoka Azy
Lanitra soa no nafoiny, ho fitiavany aink anao
Hiombonanao lova Aminy
Fiainana mandrakizay
Refrain:
Ho lxmu noely, noely, noelin'ny fitiavana
Andeha re hankalaza ilay Jesosy zaza
Fiadanana no atolony
Ooo, ho ahy sy ho anao olony
Tanaty sasak'alina no indro fa niposika
Ilay hazavana soa mamiratra
Ny feon'anjely marobe
Mihira sy mihoby hoe
Mesia no teraka ho antsika
Sokagy anio ny fona, mba hidirany
Hidiran'ilay Tomponao
Raiso tononkira.serasera.org ny fiainambaovao
Refrain:
Ho noely, noely,...
Noely, noely, noelin'ny fitiavana ×2
Andeha re hankalaza ilay Jesosy zaza
Fiadanana no atolony
Ooo ho ahy sy bcjzaz ho anao olony
Fa teraka ho anao ilay Mesia
Hamonjy anao no antony
Fa lehibe ny fitiavany
Ry namako andeha hitsaoka Azy
Lanitra soa no nafoiny, ho fitiavany aink anao
Hiombonanao lova Aminy
Fiainana mandrakizay
Refrain:
Ho lxmu noely, noely, noelin'ny fitiavana
Andeha re hankalaza ilay Jesosy zaza
Fiadanana no atolony
Ooo, ho ahy sy ho anao olony
Tanaty sasak'alina no indro fa niposika
Ilay hazavana soa mamiratra
Ny feon'anjely marobe
Mihira sy mihoby hoe
Mesia no teraka ho antsika
Sokagy anio ny fona, mba hidirany
Hidiran'ilay Tomponao
Raiso tononkira.serasera.org ny fiainambaovao
Refrain:
Ho noely, noely,...
Noely, noely, noelin'ny fitiavana ×2
Andeha re hankalaza ilay Jesosy zaza
Fiadanana no atolony
Ooo ho ahy sy bcjzaz ho anao olony
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 576
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Alisoanarianja
Date : 17/11/2023 08:06
