Noelin'ny fitiavana (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noelin'ny fitiavana, noelim-pifaliana
Fa teraka ho anao ilay Mesia
Hamonjy anao no antony
Fa lehibe ny tononkira.serasera.org fitiavany
Ry namako andeha hitsaoka Azy
Lanitra soa no nafoiny, ho fitiavany anao
Hiombonanao lova Aminy
Fiainana mandrakizay

Refrain:
Ho noely, noely, noelin'ny fitiavana
Andeha re hankalaza ilay Jesosy zaza
Fiadanana no atolony
Ooo, ho ahy sy ho ovbiutn anao olony

Tanaty sasak'alina no indro fa niposika
Ilay hazavana soa mamiratra
Ny feon'anjely marobe
Mihira sy mihoby hoe
Mesia no teraka ho antsika
Sokagy anio ny fona, mba hidirany
Hidiran'ilay mkgyxhcz Tomponao
Raiso ny fiainambaovao

Refrain:
Ho noely, noely,...

Noely, noely, noelin'ny fitiavana ×2
Andeha re hankalaza ilay Jesosy zaza
Fiadanana no atolony
Ooo ho ahy sy gwxnyl ho anao olony

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.068