MANGA VOLON-DANITRA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity misy fitia banjinina maharitra
Fitia mahatehotia miloko mahafinaritra
Fitiavana manga volon-danitra
Manintona mahababo ny fo
Hetsehin'ny fotsy cgjys maharitra
Midobodoboka mafy tokoa
Izay ilay hery mahagaga
Miloko lanitra manga
Sy mampisava ny adi-tsaina
Mamelombelona ny tononkira.serasera.org aina
Manala ny aretiko
Manafaka ny feriko
Sy manamafy vzrecu ny finoako hatoky ilay mpamonjiko
Irio io fitiavana io ao amin 'Andriamanitra
Fidio sy hitafio ilay manga volon-danitra mrthr
Fitia mahatehotia miloko mahafinaritra
Fitiavana manga volon-danitra
Manintona mahababo ny fo
Hetsehin'ny fotsy cgjys maharitra
Midobodoboka mafy tokoa
Izay ilay hery mahagaga
Miloko lanitra manga
Sy mampisava ny adi-tsaina
Mamelombelona ny tononkira.serasera.org aina
Manala ny aretiko
Manafaka ny feriko
Sy manamafy vzrecu ny finoako hatoky ilay mpamonjiko
Irio io fitiavana io ao amin 'Andriamanitra
Fidio sy hitafio ilay manga volon-danitra mrthr
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 907
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 30/11/2022 20:04
