HE TERAKA ANY BETLEHEMA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He teraka any Betlehema
Jesosy mpamonjy soa
Tonga izy hitondra famonjena
Ho ahy sy ho qcci demwf anao koa

Refrain:
Koa mifalia izao
Ka derao ny Tompo
Asandrato mafy ny feonao

Ny Tompo avy any an-danitra fzljno
No tonga ety an-tany
Ilay zanak'Andriamanitra
No nidina ety ambany

Refrain:
Koa mifalia izao...

Koa mifalia
Ry olona

He falifaly izao ny fo
Sy mirana ko ny saina
Fa fiadanam-be tokoa
Izaho velombelon'aina

Refrain:
Koa tononkira.serasera.org mifalia izao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346