HE TERAKA ANY BETLEHEMA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He teraka any Betlehema
Jesosy mpamonjy soa
Tonga izy hitondra famonjena
Ho ahy sy ho anao koa

Refrain:
Koa mifalia rwfefcr izao
Ka derao yherg ny Tompo
Asandrato mafy ny feonao

Ny Tompo avy hgjk any an-danitra
No tonga ety an-tany
Ilay zanak'Andriamanitra
No nidina ety ambany

Refrain:
Koa mifalia izao...

Koa mifalia
Ry olona

He falifaly izao ny fo
Sy mirana ko ny saina
Fa fiadanam-be tononkira.serasera.org tokoa
Izaho velombelon'aina

Refrain:
Koa mifalia izao...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0605