HE TERAKA ANY BETLEHEMA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He teraka any Betlehema
Jesosy mpamonjy soa
Tonga izy hitondra lsnnn famonjena
Ho kfpt ahy sy tononkira.serasera.org ho anao tmdcp koa
Refrain:
Koa mifalia izao
Ka derao ny Tompo
Asandrato mafy ny feonao
Ny Tompo avy any an-danitra
No tonga ety an-tany
Ilay zanak'Andriamanitra
No nidina ety ambany
Refrain:
Koa mifalia izao...
Koa mifalia
Ry olona
He falifaly izao ny fo
Sy mirana ko ny saina
Fa fiadanam-be tokoa
Izaho velombelon'aina
Refrain:
Koa mifalia izao...
Jesosy mpamonjy soa
Tonga izy hitondra lsnnn famonjena
Ho kfpt ahy sy tononkira.serasera.org ho anao tmdcp koa
Refrain:
Koa mifalia izao
Ka derao ny Tompo
Asandrato mafy ny feonao
Ny Tompo avy any an-danitra
No tonga ety an-tany
Ilay zanak'Andriamanitra
No nidina ety ambany
Refrain:
Koa mifalia izao...
Koa mifalia
Ry olona
He falifaly izao ny fo
Sy mirana ko ny saina
Fa fiadanam-be tokoa
Izaho velombelon'aina
Refrain:
Koa mifalia izao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 754
Likes : 0 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:23
