Haleloia miderà (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia miderà ny Ray tsitoha
Asandrato ny feonao
Nirahiny ho anao Jesoa Kristy
Koa mihobia haleloia
Refrain:
Fa mpanjaka ny mpanjaka Ianao
Ary izao emdrec rehetra izao Anao
Voninahitra sy dera ho Anao
Andriamanitra Tompo, Tompon'ny Tompo
Haleloia mihirà sy mifalia
Tonga ho anao ilay Kristy
Mpamonjy be fitia mpanavotra
Koa mihobia haleloia
Refrain :
Fa mpanjaka tononkira.serasera.org ny mpanjaka pzzb Ianao...
Bridge:
Jesoa mpamonjy anay
Ilay zanakin'ny Ray
Fenoy Anao izahay
Aza mahafoy anay , very izahay
Raha qkcp tsy anilanao
Asandrato ny feonao
Nirahiny ho anao Jesoa Kristy
Koa mihobia haleloia
Refrain:
Fa mpanjaka ny mpanjaka Ianao
Ary izao emdrec rehetra izao Anao
Voninahitra sy dera ho Anao
Andriamanitra Tompo, Tompon'ny Tompo
Haleloia mihirà sy mifalia
Tonga ho anao ilay Kristy
Mpamonjy be fitia mpanavotra
Koa mihobia haleloia
Refrain :
Fa mpanjaka tononkira.serasera.org ny mpanjaka pzzb Ianao...
Bridge:
Jesoa mpamonjy anay
Ilay zanakin'ny Ray
Fenoy Anao izahay
Aza mahafoy anay , very izahay
Raha qkcp tsy anilanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 555
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 22/01/2024 10:07
