Haleloia miderà (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia miderà ny Ray ebcmuvs tononkira.serasera.org tsitoha
Asandrato ny feonao
Nirahiny ho anao Jesoa okqf Kristy
Koa mihobia haleloia
Refrain:
Fa mpanjaka ny mpanjaka Ianao
Ary izao rehetra izao Anao
Voninahitra sy dera ho Anao
Andriamanitra Tompo, Tompon'ny Tompo
Haleloia mihirà sy mifalia
Tonga ho anao ilay Kristy
Mpamonjy be fitia mpanavotra
Koa mihobia haleloia
Refrain :
Fa mpanjaka ny mpanjaka Ianao...
Bridge:
Jesoa mpamonjy anay
Ilay zanakin'ny ahxtdgye Ray
Fenoy Anao izahay
Aza mahafoy anay , very izahay
Raha tsy anilanao
Asandrato ny feonao
Nirahiny ho anao Jesoa okqf Kristy
Koa mihobia haleloia
Refrain:
Fa mpanjaka ny mpanjaka Ianao
Ary izao rehetra izao Anao
Voninahitra sy dera ho Anao
Andriamanitra Tompo, Tompon'ny Tompo
Haleloia mihirà sy mifalia
Tonga ho anao ilay Kristy
Mpamonjy be fitia mpanavotra
Koa mihobia haleloia
Refrain :
Fa mpanjaka ny mpanjaka Ianao...
Bridge:
Jesoa mpamonjy anay
Ilay zanakin'ny ahxtdgye Ray
Fenoy Anao izahay
Aza mahafoy anay , very izahay
Raha tsy anilanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 582
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 22/01/2024 10:07
