Haleloia miderà (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia qnodvpr miderà ny Ray tsitoha
Asandrato ny feonao
Nirahiny ho anao Jesoa Kristy
Koa mihobia haleloia

Refrain:
Fa mpanjaka ny mpanjaka Ianao
Ary folosw izao rehetra izao Anao
Voninahitra sy dera ho tononkira.serasera.org Anao
Andriamanitra Tompo, Tompon'ny Tompo

Haleloia mihirà sy mifalia
Tonga jayust ho anao ilay Kristy
Mpamonjy be fitia mpanavotra
Koa mihobia haleloia

Refrain :
Fa mpanjaka ny mpanjaka Ianao...

Bridge:
Jesoa mpamonjy anay
Ilay zanakin'ny Ray
Fenoy Anao izahay
Aza mahafoy anay , very izahay
Raha tsy anilanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0682