Faneva faha 40 taona (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Ray ô
Nomenao izao andro sarobidy tononkira.serasera.org izao
Fahasoavana lehibe no natolotrao
Koa jpkd midera Anao izao ny fonay
Mankalaza Anao
Ianao Jesosy Kristy no goclea torianay
Tarigetra izay natolotrao ho anay
Koa misaotra Anao midera sy mankalaza Anao
Atolotray ny tenanay hanompo Anao Kristy
Ny feonay no asandratray hitorianay ny asanao
Ho ren'izao tontolo izao tsara indrindra njqqmz Ianao
Fanahy masina o midina Ianao
Hamasino izahay mpanomponao
Mba ho irakao n'aiza n'aiza misy anay
Hidera Anao amin'ny valiha sy lokanga izahay
Hidera Anao amin'ny dihy sy ny amponga izahay
Hiderao Anao izay manam-pofon'aina Haleloia
Andrirahona x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 298
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 05/04/2025 15:19