Faneva faha 40 taona (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Ray ô
Nomenao izao andro sarobidy izao
Fahasoavana xyegdqvm lehibe no natolotrao
Koa midera Anao izao ny fonay
Mankalaza Anao
Ianao Jesosy Kristy no torianay
Tarigetra izay natolotrao ho anay
Koa misaotra Anao midera sy mankalaza Anao
Atolotray ny tenanay hanompo Anao Kristy
Ny feonay no asandratray hitorianay ny asanao
Ho ren'izao tontolo izao tsara indrindra Ianao
Fanahy masina o midina Ianao
Hamasino izahay mpanomponao
Mba ho irakao n'aiza n'aiza misy anay
Hidera Anao amin'ny valiha sy lokanga irjmd izahay
Hidera Anao amin'ny dihy sy ny amponga izahay
Hiderao Anao izay manam-pofon'aina hlerogv Haleloia
Andrirahona tononkira.serasera.org x2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 349
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Alisoanarianja
Date : 05/04/2025 15:19