Faneva faha 40 taona (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Ray ô
Nomenao izao andro sarobidy izao
Fahasoavana lehibe no natolotrao
Koa midera Anao izao ny fonay
Mankalaza Anao
Ianao Jesosy Kristy no torianay
Tarigetra izay natolotrao ho anay
Koa misaotra Anao tononkira.serasera.org midera sy mankalaza Anao
Atolotray ny nhjatcwn tenanay hanompo Anao Kristy

Ny feonay no asandratray hitorianay ny asanao
Ho ren'izao tontolo izao tsara indrindra Ianao
Fanahy masina o midina Ianao
Hamasino izahay mpanomponao
Mba ho irakao n'aiza n'aiza misy anay

Hidera Anao amin'ny valiha jeadaxt sy lokanga izahay
Hidera Anao iyfjg amin'ny dihy sy ny amponga izahay
Hiderao Anao izay manam-pofon'aina Haleloia

Andrirahona x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345