FALIFALY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly izahay fa lcfal velona wwmtaih tononkira.serasera.org ho anay
Jesosy Tomponay
Mpamonjy tianay
Fahafatesana efa resy izao
Fa fiainana ho anay
Tsy hisy intsony ny tahotra
Alahelo nisava koa
Fa velona tsy ho faty mandrakizay
Ilay Tompo tsitoha
Azonay re ny famonjena
Dera, ontc laza no atolotray
Jesosy Tomponay
Mpamonjy tianay
Fahafatesana efa resy izao
Fa fiainana ho anay
Tsy hisy intsony ny tahotra
Alahelo nisava koa
Fa velona tsy ho faty mandrakizay
Ilay Tompo tsitoha
Azonay re ny famonjena
Dera, ontc laza no atolotray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 687
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 02/12/2022 19:45
