You are here: home > Tononkira > Kiaka

ROCK ' N ROLL NAMAKO (Kiaka)

Ohhhhhhh Ohhh Ohhhhhh
Misy ny tomany, misy ny alahelo
Izay niarahako taminao
Ireo lasantsika zay nahatorovana ahy
Fa zary fahatsiarovana mampiahiahy

Ankehitriny kosa, izaho irery kosa
No mamisavisa ny androko sisa
Toa zava-poana ihany ireo lasantsika
Raha vao nilaozanao dia toa nangatsiaka

Toa taratasy foana lava izTsiky dia ampyao
No nandaniako ny fotoanako sisa eh
Kanefa tena mety mila hankalao
Ka mety lasa toky fitaka sisa eh! Sisa eh

Ankafiziko tokoa ny fiarahantsika roa
Ny toky mantsy mety ho fitaka
Fa ny atao no tena mety ho hita
Ankafiziko koa Rock’n Roll namako
Fa izy ihany no hanadinoako anao
Sy mety hahatsiarovanao ahy koa, ahy koa, ahy koa, ahy koaaa!!!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kiaka
Mpamaky : 85
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : lucianahrandriam
Tamin'ny : 09/07/2019 20:13:55
ID : 11886

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo