Izy roa kely (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifankahita indray izy roa kely
Mpifankatia efa hatry xrwtputm ny ela
Ny maso fotsiny no mifampijery
Ny tena koa angamba irery

Fa toa hitako teo, toa angamba tononkira.serasera.org ianao
Fa toa hitako teo,
Te-hiteny bcao zavatra ny molotrao

Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Nefa mino aho fa mbola mila ahy ianao »
Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Teny iray ihany hoy aho,
dia ho ampy ho ahy sy ho anao »

Mibaliaka indray ny androntsika
Ka mety daholo izay rehetra atao
S’izay mety ho kowfcnb sitram-potsika
Na ny tiako na ny tianao

KIAKA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 9786
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 16/06/2002 14:33
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115