JESOSY KRISTY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY KRITSY
Jesosy Kristy tety an-tany
Hamonjy ireo mania sy irero very
Ka izao anio izao !
Izy ta-hamonjy anao
Ny famonjeny, ny fitiavany
Dia natokany ho anao
Ankehitriny, mba sokafy ny fonao
Aza dia adyukroh be fandavana fa azra tononkira.serasera.org aoka mqriy mba hanaiky
Ny handray Azy ao am-po
Sao tara ary ka dia hanenina
Izay misy eo aminao aza afenina
Izay fiainana izao dia mandalo
Izy ta-hamonjy anao
A/C : Dea
©Kanton’ny Fanantenana
Jesosy Kristy tety an-tany
Hamonjy ireo mania sy irero very
Ka izao anio izao !
Izy ta-hamonjy anao
Ny famonjeny, ny fitiavany
Dia natokany ho anao
Ankehitriny, mba sokafy ny fonao
Aza dia adyukroh be fandavana fa azra tononkira.serasera.org aoka mqriy mba hanaiky
Ny handray Azy ao am-po
Sao tara ary ka dia hanenina
Izay misy eo aminao aza afenina
Izay fiainana izao dia mandalo
Izy ta-hamonjy anao
A/C : Dea
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 889
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
