FALIFALY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

FALIFALY

Falifaly izahay izao Ray
Ka mihira fiderana ho Anao ‘ndray
Ny fo, saina, fanahy manontolo
Entina hiderana Anao daholo

Raiso re ny dera atolotray ho Anao
Fa mendrika ho Anao
Raiso koaTsiky dia ampy ny haja ho voninahitra ho Anao
  Anao mandrakizay

Tsikitsiky kalokalo koa
No hanehoanay ny hafaliam-po
Noho ny famonjena efa nomena
Sy ireo fitahiana sesehana
  
A/C : Seta M. RAMAHEFAHARISON
©Kanton’ny Fanantenana

Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Mpamaky : 38
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jstone
Tamin'ny : 01/08/2022 22:13:41
ID : 14451

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo