DIA NANDROSO NY TENY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Andriamanitra Telo izay Iray
Misaotra sy midera Anao ‘zahay
Fa nahatratra izao Jobily izao
Ny Sekoly Alahady zandrinao

Feno tononkira.serasera.org efapolo taona izao
No vkprxco nianarana ny teninao
Jesosy o ! havaozy izahay
Ho fitaovana eo am-pelatananao


Ka amin’izao sisa mbqkho izao Ry Tompo
Hijoro ho vavolombelonao
Ka izahay antsoina hoe « mpanompo »
Dia ho vonona hanao ny




Ref : Dia nandroso hatrany ny teny
Ka dia mbrmsb niely ombieny ombieny
Ka nihamaro indrindra ny mpianatra
Izay voatahiry ho an’i Kristy

A/C: Jean Ducasse RATENDRIHARISOLO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Visites : 814
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0458