You are here: home > Tononkira > JW broadcasting

Tia Anao Foana (JW broadcasting)

Mba nitady ianao
Fo mba hiantra sy hiaro
Toa fo vato indray no hitanao
Nefa kosa aty, misy namana maro
Vonona ny hampionona anao

Bridge:
Dia izay fitiavana izay
Hitohy mandrakizay

Chorus:
Tia, Tia anao foana
Jehovah k'aza kivy, fitiavana izy
Tia, tia anao foana
Izahay namanao
Tsy hahafoy, tsy handao
F'izahay tia anao
Tia anao foana

Raha toa mafy loatra
Izay onjan'ny tany
Ka toa mila tsy ho zaka intsonTsiky dia ampyy
Lay fanantenana mbola zarao hatrany
Fa Jehovah eo hampitony

Bridge:
Izay fitiavana izay
Hitohy mandrakizay

Chorus:
Tia, Tia anao foana
Jehovah k'aza kivy, fitiavana izy
Tia, Tia anao foana
Izahay namanao
Tsy hahafoy, tsy handao
F'izahay tia anao

Tia anao foana, Jehovah k'aza kivy
Fitiavana izy
Tia, tia anao foana
Izahay namanao
Tsy hahafoy, tsy handao
F'izahay tia anao
Tia anao foana ooo
Tia anao foana ooo
Tia anao foana!!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : JW broadcasting
Mpamaky : 69
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tsirifara
Tamin'ny : 22/10/2019 17:04:27
ID : 12143

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo