AFAHO (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AFAHO
Voagejan'ny fahotana
Jamban'ny haizina
Maro ny fakam-panahy
Izay manintona ahy tsy hahatsiaro Anao.
Efa kexxswq ela ihany aho tononkira.serasera.org izay
No tsy nahita ilay boqu hazavana
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny hovonjenao...
Ref:
Afaho! (X3)
tiako loatra ny dtlmfah akaikinao
Afaho! (X3)
Faniriako ny anilanao..
Raha ny heriko tsy hahatohitra
Mila an'ilay tànanao Mahery
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny hovonjenao...
Voagejan'ny fahotana
Jamban'ny haizina
Maro ny fakam-panahy
Izay manintona ahy tsy hahatsiaro Anao.
Efa kexxswq ela ihany aho tononkira.serasera.org izay
No tsy nahita ilay boqu hazavana
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny hovonjenao...
Ref:
Afaho! (X3)
tiako loatra ny dtlmfah akaikinao
Afaho! (X3)
Faniriako ny anilanao..
Raha ny heriko tsy hahatohitra
Mila an'ilay tànanao Mahery
Fa dia voafatotra
Ka maniry ny hovonjenao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MilantoVangy : 537
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Milantoharivony
Daty : 22/04/2024 19:48
