MITSANGÀNA (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MITSANGÀNA
Mahatsiaro tsy mendrika intsony ianao
Mahatsapa resy, tsy mety ho tafarina
Feno hakiviana, sento sy zideyj tomany
Ny fiainanao maizina tsisy hazavana
Izao no hambarako aminao
Fa misy fanantenana ho anao
Tsarovy ilay Nahary anao
Izy anie efa miandry tononkira.serasera.org kualhdeg
Miandry anao...
Ref:
"Avia manantòna ry zanako! Mitsangàna!
Ny tànako dia hatolotro ho famonjena anao
Matokia ahy malalako! Tiako ianao
F'Izaho anie dia ho eo anilanao mandrakizay...
Mitsangàna...!"
Mety efa maro ireo ratsy vitanao
Na nilomano tanatin'ny fahotana
Izao no hambarako aminao
Fa mbola misy fanantenana vmljbf ho anao
Tsarovy 'lay Nahary anao
Izy anie efa miandry..
Miandry anao.. ohh
ref...
Mahatsiaro tsy mendrika intsony ianao
Mahatsapa resy, tsy mety ho tafarina
Feno hakiviana, sento sy zideyj tomany
Ny fiainanao maizina tsisy hazavana
Izao no hambarako aminao
Fa misy fanantenana ho anao
Tsarovy ilay Nahary anao
Izy anie efa miandry tononkira.serasera.org kualhdeg
Miandry anao...
Ref:
"Avia manantòna ry zanako! Mitsangàna!
Ny tànako dia hatolotro ho famonjena anao
Matokia ahy malalako! Tiako ianao
F'Izaho anie dia ho eo anilanao mandrakizay...
Mitsangàna...!"
Mety efa maro ireo ratsy vitanao
Na nilomano tanatin'ny fahotana
Izao no hambarako aminao
Fa mbola misy fanantenana vmljbf ho anao
Tsarovy 'lay Nahary anao
Izy anie efa miandry..
Miandry anao.. ohh
ref...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MilantoVangy : 612
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Milantoharivony
Daty : 22/04/2024 19:44
