Ilay Tokako (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
L: Ianao ihany no tokako eto an-tany.
Matokia, ny foko_efa tia.
Fa ny eo anilanao izany anie ka mamy.
‘Reo toetranao mahababo, mahatamana.
Manohana isan’andro, wqhdeiy manaja sy manampy.
Ka ny ato an-tokantrano dia feno tambitamby.
Fa roa nitambatra ho iray. Fitia ho mandrakizay ;
Jehovah hanampy antsika mba tsy hangatsiaka ilay fitia.
V: Ianao mihaino ahy raha sendra malahelo.
Itantarako izay xnjpz tsiambaratelo ;
‘Lay tsikinao mijery mandrava ny ahiahy.
Ka ianao, ianao irery (l,v)no tiako hitantana yicwnzp ahy
Fa roa nitambatra ho iray. Fitia ho mandrakizay ;
Jehovah hanampy antsika mba tsy hangatsiaka ilay fitia.
Fa roa nitambatra ho iray. Fitia ho mandrakizay ;
Jehovah hanampy antsika mba tsy hangatsiaka ilay fitia…
ilay fitia tononkira.serasera.org (…ououou).
(Martsa 2021)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 499
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 23/04/2024 17:30
