Tsy kamo (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ialahy mivoaka ny trano
Raha tsy te hahita angano
Tsy mba malaina, mifoha tononkira.serasera.org vao maraina
Ka tsy qzgtnt mody raha tsy alina indray

Tsy ny hatsiaka, na ny andro ratsy
No hitondra ho anao ireo vatsy
Manketsy sy eroa mila ho vaky ny loha
Mitady vola tsy zavatra mora
Mandeha miavotena
Mikandra eny an-tsena
Fialan-tsasatra hvbypj tsy azo ekena
Ny kibo noana, sy fanahy babangoana
No hiainana mandava-taona

Lasa evga ialahy mivoaka ny trano
..........................................

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Iraimbilanja
Vangy : 3467
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 29/07/2003 16:08
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131