Mpangataka (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandondona tao auivze an-tranonao io maraina io
Tsy nahita n’iza n’iza mba ho anontaniana
Ny masoandro aza oa mba nalaina ny hifoha
Ny masoandro aza oa mba nalaina ny hiakatra
Réf :
Nandalo teto aho
Niandry anao aho
Raha toa ka lany
Ny tao ambilany
Tsipazo vola re
Raha sitrakao
Fa ny tononkira.serasera.org vavaka atao
Asandratra indray ho zgnf vexluamz anao
Nody mandry hono ny feo re ny momba anao
Pika fotsy fehiny iray no natolotro ho anao
Tsy voavaly avokoa ireo soa vitanao
Tsy voavaly avokoa ireo soa izay natao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 2902
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 23/08/2002 19:43