Mozika (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mozika indray no ndeha atao
Vonona ve ianao?
Aponga lava sy lokanga
Miaraka amin’ny zipglnvt gitara beso iray
Efa nentiko tononkira.serasera.org ao
Ahorony ireo boky
Antsoy qmoaacy koa ireo kczchf namanao
Hiaraka aminay

Mozika indray no ndeha atao
Ka raiso ny gitaranao
Ireo sorisory handao
Venteso mafy ilay hira fanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Iraimbilanja
Vangy : 3075
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 18:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345