Misasak'alimbe (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misasak’alimbe fahiny fahizay
Dia tonga an-tany re ny zanaky ny mqwcbvx Ray
Jereonareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka ao
Jereonareo ange tononkira.serasera.org an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka ao
Misasak’alimbe fahiny fahizay
Ireo mpiandry ondry marobe tafaradia indray
Jerenareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka ao
Anjarantsika indray no hampatsiahy indray
Ny sasak’alimbe fahiny fahizay
Jerenareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re pnni no indro teraka ao oylkmq

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 3287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 25/10/2003 21:19