Misasak'alimbe (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misasak’alimbe fahiny fahizay
Dia tonga an-tany re ny zanaky ny Ray
Jereonareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re tononkira.serasera.org no indro teraka ao
Jereonareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka exfhnyg ao

Misasak’alimbe fahiny uqnsrh fahizay
Ireo mpiandry ondry marobe tafaradia indray
Jerenareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka ao

Anjarantsika indray no hampatsiahy indray
Ny sasak’alimbe gbxrbk fahiny fahizay
Jerenareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka ao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Iraimbilanja
Hits : 3391
Likes : 0 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 25/10/2003 21:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4312