Misasak'alimbe (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misasak’alimbe fahiny fahizay
Dia tonga an-tany re ny zanaky ny Ray
Jereonareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka ao
Jereonareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka ao
Misasak’alimbe fahiny fahizay
Ireo mpiandry tononkira.serasera.org ondry marobe tafaradia indray
Jerenareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka ao
Anjarantsika zuafnonu indray no hampatsiahy indray
Ny sasak’alimbe ubdcx fahiny fahizay
Jerenareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka gnsnjxq ao
Dia tonga an-tany re ny zanaky ny Ray
Jereonareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka ao
Jereonareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka ao
Misasak’alimbe fahiny fahizay
Ireo mpiandry tononkira.serasera.org ondry marobe tafaradia indray
Jerenareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka ao
Anjarantsika zuafnonu indray no hampatsiahy indray
Ny sasak’alimbe ubdcx fahiny fahizay
Jerenareo ange an-tranon’omby ao
Fa zazakely re no indro teraka gnsnjxq ao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraimbilanjaVisites : 3289
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 25/10/2003 21:19
