You are here: home > Tononkira > Iraimbilanja

Kilonga (Iraimbilanja)

Matoa i Dada tsy maintsy niteny
Nananatra foana izy sy Neny
Satria andraikitra ary tena mafonja
Ny manintsy ny lalan’ireo, lalan’ireo kilonga


Mba moramora tsinjovy iTsiky dia ampyreo kilonga
Lanjalanjao ny adidy sao tsy vitanao


Ny trano misy zaza valo na folo
Sahirana  foana anio tontolo
Fahasalamana sakafo tsy zarizary
Ny fianarany tapaka hatreo, vita hatreo ny ho aviny

Mpihira : Iraimbilanja
Mpamaky : 2579
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Tamin'ny : 25/10/2003 18:16:21
ID : 2040

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo