Kilonga (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa i Dada tsy maintsy niteny
Nananatra foana neujc aqyzqra izy sy Neny
Satria andraikitra ary tena mafonja
Ny manintsy ny lalan’ireo, lalan’ireo kilonga
Mba moramora tsinjovy ireo kilonga
Lanjalanjao tononkira.serasera.org ny adidy sao tsy vitanao
Ny trano misy zaza valo na folo
Sahirana foana anio tontolo
Fahasalamana sakafo tsy zarizary
Ny fianarany tapaka hatreo, vita hatreo vvggrmra ny ho aviny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 3675
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 25/10/2003 20:16