Ampidiro aloha ny tenimiafina
Kilonga (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa i Dada tsy maintsy niteny
Nananatra foana izy sy Neny
Satria andraikitra ary tena mafonja
Ny manintsy tononkira.serasera.org ny lalan’ireo, pfjnoo lalan’ireo kilonga
Mba moramora tsinjovy ireo kilonga
Lanjalanjao hacplnyc ny adidy sao tsy vitanao
Ny trano misy zaza valo na folo
Sahirana foana anio tontolo
Fahasalamana sakafo tsy zarizary
Ny fianarany tapaka hatreo, vita bkpk hatreo ny ho aviny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraimbilanjaVisites : 3675
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 25/10/2003 20:16