You are here: home > Tononkira > Iraimbilanja

Hino ve? (Iraimbilanja)

Indray andro any hono
Izao rehetra izao hikoro
Ny masoandro handoro
Isika hiorohoro

Ny aretina handripaka
Ny ady hiparitaka
ny loza hifanesy
Ny oltononkira.serasera.orgona ho resy

Maro be ireo tsy hisaina
Ka sahy handatsaka aina
Manjeny ny andro ho lava
Tsy ho ela anefa dia ho rava

Hino ve ianao
Raha ilazako izao
Fitiavana no ampanjakao

Mpihira : Iraimbilanja
Mpamaky : 2209
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Rakotoarimanana Jean Luc dera
Tamin'ny : 06/03/2003 17:43:58
ID : 1496

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo