Hino ve? (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro any bxpfehz hono
Izao rehetra izao hikoro
Ny mofkspux masoandro handoro
Isika hiorohoro
Ny aretina handripaka
Ny ady hiparitaka
ny loza hifanesy
Ny olona ho resy
Maro be jpemna ireo tsy hisaina
Ka sahy handatsaka aina
Manjeny ny andro ho tononkira.serasera.org lava
Tsy ho ela anefa dia ho rava
Hino ve ianao
Raha ilazako izao
Fitiavana no ampanjakao
Izao rehetra izao hikoro
Ny mofkspux masoandro handoro
Isika hiorohoro
Ny aretina handripaka
Ny ady hiparitaka
ny loza hifanesy
Ny olona ho resy
Maro be jpemna ireo tsy hisaina
Ka sahy handatsaka aina
Manjeny ny andro ho tononkira.serasera.org lava
Tsy ho ela anefa dia ho rava
Hino ve ianao
Raha ilazako izao
Fitiavana no ampanjakao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraimbilanjaVisites : 3072
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc dera
Date : 06/03/2003 18:43
