Hino ve? (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro any hono
Izao rehetra izao hikoro
Ny bwbv masoandro handoro
Isika hiorohoro
Ny aretina handripaka
Ny ady hiparitaka
ny loza dwietx hifanesy
Ny olona ho resy
Maro be ireo tsy hhiaaior hisaina
Ka sahy tononkira.serasera.org handatsaka aina
Manjeny ny andro ho lava
Tsy ho ela anefa dia ho rava
Hino ve ianao
Raha ilazako izao
Fitiavana no ampanjakao
Izao rehetra izao hikoro
Ny bwbv masoandro handoro
Isika hiorohoro
Ny aretina handripaka
Ny ady hiparitaka
ny loza dwietx hifanesy
Ny olona ho resy
Maro be ireo tsy hhiaaior hisaina
Ka sahy tononkira.serasera.org handatsaka aina
Manjeny ny andro ho lava
Tsy ho ela anefa dia ho rava
Hino ve ianao
Raha ilazako izao
Fitiavana no ampanjakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 3026
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc dera
Daty : 06/03/2003 18:43
