NANKAIZA (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matsiaro aho,malahelo dbxjhr foana an-dry..
Manina anao,toa tsy mety ho very dia..
Nankaiza ianao,no tsy tononkira.serasera.org re nandalo intsony..

Fantatrao iany e!f'izaho hatramizay
Tsy mahafoy anao
Tsapanao izany e!zaho rehefa tia dia tia tokoa...tsy ananako ambom-po...

Eny antenaiko..mbola fitchpik hisy andro iray hiaonana..
Tsy ho ela uyyg intsony..raha mbola eo koa ny masoandro iombonana...
Tongava ianao..tsindrindaona aho ny ahita anao indray....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Hasina
Vangy : 2722
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ratsokona
Daty : 05/09/2017 14:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1853