MARIAZY (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MARIAZY..

Tsy hanindroa, tpabt tsy manampaharoa,
Izao andro anio izao,

Tsy mandry loha,,
Ela niandrasana koa
Ny andro icxwul iray,, hifaliana indray,,

Eto anatrehan 'andriamanitra,,
No anekeko anao ho vadiko,,
Ka na mora na ho sarotra aza,,
Ho tia sy hanaja anao,,

Finidiko, hiaradalana koa
Ianao, ianao tena ianao,

Hifanasoa,, hifankatia
Isika roa,,
Ho Fo iray,, gjdt ho mandrakizay,, tononkira.serasera.org
Eto anatrehan'Andriamanitra,,
........

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Hasina
Hits : 2090
Likes : 0 Like
Created by : hasimbola20
Date : 26/08/2020 14:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337