You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

MANKASITRAKA INDRINDRA (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/mankasitraka-indrindra-1

Ny fankafizanao,no tena fifaliana feno ho anay izao..
Fa ny hirahiranay zay tsy afaka ao ambavanao hatramizay ka hatramizao..
Ka mankasitraka indrindra e!!..
Fa hery lehibe ho anay ny fanohanao anay toy izao...
(ka mankasitraka e!misaotra anao zahay)

Tena mamy ny fiarahana,,ny mozika no nampihavana..ka tsy tononkira.serasera.organavahana!!!
Ny soa no nampitaina..tao am.po no nozaraina ka nomenay..zay lay tena fitiavana!!...

Ny fankasitrahanao,no mbola hikalonay ny hirahiranay...
Ka tsy sasatra izahay,fa niezaka nanao zay ahafaly anao..
Ka mankasitraka indrindra e!
Fa hery lehibe ho anay ny fanohananao anay toy izao..
(ka mankasitraka e!misaotra anao zahay!)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 633
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ratsokona
Tamin'ny : 05/09/2017 12:41:58
ID : 9947

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo