You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

Ho anao (Tarika Hasina)

Atolotro Andriamanitra ô
Ho anao izao, mba ho eo an-tànanao
Ny fiainako izao anio izao
Apetrako mba ho anao ry Ray

Refrain :
Ho anao anio sy ho rahampitso koa
Ho anao anio, tsy Tsiky dia ampymisy hotanako
Ho anao anio, sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho anao ry RAY
  
Eny tsapako fa sarotra ny dia
  Izany no ilako anao izao

   Ny fiainako rehetra omeko anao

   Ho anao anio.....................

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 5390
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 12/07/2007 09:27:42
ID : 4562

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo