AHIAHY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AHIAHY
Tarika hasina
Aut/comp,
Lavitra tany hianao, tsy mampandry saina
Tsy hay izay mety ho fiovana,fa ny ahiahy tsy hiavanana
Nanoratra taty tokoa hianao,saingy tsy nasiako valiny
Satria tsy eo anilako i ndry
Ka tsy antenaiko ny rariny..
Réf( ela be isika tsy nihaona,izaho taty tsindrindaona ka aona no hitokisako fa hianao de tsy miova fo,,
Tsy voa aramaso ujifnn akory no tsy mampandry loha
Ka mahatonga ahy ho lasa nofy, ny momba antsika roa,
Sahirana mafy aho mieritreritra jhlnne fa, ho averina ve ilay fitia taloha,,
Sa inflt ho ravana dien'izao fa efa boboka sy lo
Nefa anie ra azo hatao aleo aloha aho mba hisaina
Fa tononkira.serasera.org sao de misy fitaka ny ho tohin'ilay fifandraisana,,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 1509
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 26/08/2020 14:48